FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/06 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
km 3/06 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Feb.

“Raha afaka mifidy olona iray hitondra an’ity tontolo ity ianao, iza no hofidinao? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity Tilikambo Fiambenana ity ny porofo amantarana ny Mesia, izay nofidin’Andriamanitra hitondra ny tany. Hazavaina ato koa izay hataony ho an’ny olombelona.” Vakio ny Isaia 9:5, 6.

Mifohaza! Feb.

“Maro ny andriamanitra ivavahan’ny olona ankehitriny. Izao anefa no nolazain’i Jesosy momba ilay Rainy any an-danitra, rehefa nivavaka izy. [Vakio ny Jaona 17:3.] Raha tokana ihany ny Andriamanitra marina, ahoana izany ireo andriamanitra hafa rehetra? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ity lahatsoratra ity ny fiheveran’ny Baiboly an’izany.” Asongadino ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 28-29.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mar.

“Eken’ny ankamaroan’ny olona fa tokony hifankatia isika, araka ny baikon’i Jesosy ato amin’ity andininy ity. [Vakio ny Jaona 13:34, 35.] Iza anefa ankehitriny no miaina mifanaraka amin’ny fampianaran’i Jesosy? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ity gazety ity ny fomba amantarana ny tena Kristianina.”

Mifohaza! Mar.

“Tena mila fitiavana isika mba ho sambatra. Tsy fahita firy anefa ny tena fitiavana. Inona no mahatonga izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Raha tiantsika ny hotiavina, dia mila maneho fitiavana isika, fa tsy hitady izay hahasoa antsika foana. Manazava izany ity gazety ity.” Vakio ny 1 Korintianina 13:4-7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara