FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/11 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 2/11 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Febroary

“Araka ny hevitrao, mety ho azo fantarina tokoa ve hoe hoatran’ny ahoana Andriamanitra? [Avelao izy hamaly.] Ity misy hevitra mahaliana momba izany.” Vakio sy iaraho midinika ilay fanazavana eo ambanin’ilay fanontaniana faharoa eo amin’ny pejy 16, sy ny iray amin’ny andinin-teny ao. Atolory ireo gazety ary resaho fa hovaliana amin’ny manaraka ilay fanontaniana fahatelo.

Mifohaza! Febroary

“Misy mihevitra fa tsy mifanaraka amin’ny siansa ny Baiboly, satria efa tranainy be. Ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Maro no gaga rehefa mahita an’ity voalazan’ny Baiboly ity. [Vakio ny Isaia 40:22.] Valiana ato amin’ity gazety ity, eo amin’ny pejy 22, ny fanontaniana hoe: Mifanaraka ve ny Baiboly sy ny siansa?”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa

“Ny fitoriana no amantarana ny Vavolombelon’i Jehovah. Efa nieritreritra ve ianao hoe nahoana izahay no mitory? [Avelao izy hamaly.] Mariho anie ity fanazavana ity e! [Vakio ny Matio 24:14.] Hazavain’ity gazety ity hoe: Inona ilay vaovao tsara? Inona ilay Fanjakana? Ary inona ilay hoe ny farany ho tonga?”

Mifohaza! Martsa

“Mampiseho amin’ny olona an’ity andinin-teny mampahery ity izahay, satria olona maro no miady amin’ny aretina. [Vakio ny Isaia 33:24.] Araka ny hevitrao, hanao ahoana ny fiainana rehefa ho tanteraka izany? [Avelao izy hamaly.] Mandra-pahatonga an’izany anefa, dia misy zavatra maromaro azontsika atao mba hanatsarana ny fahasalamantsika. Miresaka momba an’izany ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara