FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/11 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 3/11 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa

“Samy hafa ny hevitry ny olona momba an’i Jesosy. Araka ny hevitrao, zanak’Andriamanitra ve izy sa olona tsara fotsiny?” Avelao izy hamaly. Manonòna fanontaniana iray eo amin’ny pejy 16-17, vakio ny fehintsoratra eo ambaniny, ary mifidiana andinin-teny iray. Atolory ireo gazety, ary lazao fa hiverina ianao mba hamaly fanontaniana hafa indray.

Mifohaza! Martsa

Raha tanora no itorianao, dia asehoy ny lahatsoratra eo amin’ny pejy 26. Atoroy azy ilay lohatenikely voalohany, ary milazà hoe: “Araka ny hevitrao, marina ireto sa diso? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny 2 Korintianina 7:1.] Misy hevitra tsara ho fantatra momba ny fifohana sigara ato, anisan’izany ny fomba hialana amin’izy io.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily

“Tsy mitovy ny zavatra inoan’ny olona momba an’i Jesosy. Tena mila mahafantatra ny marina momba azy ve isika, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Jaona 17:3.] Hazavain’ity gazety ity izay lazain’ny Baiboly momba an’i Jesosy, hoe avy aiza izy, nanao ahoana ny fiainany, ary nahoana izy no maty.”

Mifohaza! Aprily

“Ekenao ve fa anisan’ny mangidy indrindra eo amin’ny fiainana ny fahafatesan’ny havan-tiana? [Avelao izy hamaly.] Maro no nahatsapa fa nanamaivana ny fahoriany ity torohevitra ity. [Vakio ny Salamo 55:22.] Hazavain’ity gazety ity ny fomba azo ampiharana izany. Misy soso-kevitra tsara maro koa ato mba hizakana ny alahelo.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara