FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/11 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 9/11 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Oktobra

“Olona maro avy amin’ny fiaviana sy fivavahana samy hafa no mivavaka isan’andro. Henoin’Andriamanitra daholo ve ny vavaka rehetra, araka ny hevitrao?” Avelao izy hamaly. Omeo azy Ny Tilikambo Fiambenana 1 Septambra, ary diniho miaraka aminy ireo fehintsoratra eo ambanin’ny fanontaniana voalohany, eo amin’ny pejy 16. Mamakia andinin-teny iray, fara fahakeliny. Atolory ireo gazety, ary manaova fotoana mba handinihana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Septambra

Asehoy azy ny fonon’ilay gazety, ary anontanio izy hoe: “Ahoana no hamalianao an’io fanontaniana io? [Avelao izy hamaly.] Mariho izay lazain’ny Baiboly. [Vakio ny 1 Jaona 5:19.] Hitantsika eo fa ‘ilay ratsy’ na ny Devoly no mitondra an’izao tontolo izao. Mety ho lasa saina anefa isika hoe ‘Tena misy ve izany Devoly izany? Ahoana no nampisy azy? Mandra-pahoviana izy no avelan’Andriamanitra hitondra?’ Mamaly izany ny Baiboly, araka ny ho hitanao ato amin’ity gazety ity.”

Mifohaza! Septambra

“Olona maro izao no sahiran-tsaina, noho ny olana ara-bola. Nahoana no tena sarotra ny mahita vola ampy hivelomana, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Misy tenim-pahendrena be dia be ao amin’ny Baiboly, ary nanampy olona maro hitantam-bola izany. [Mamakia andinin-teny iray avy eo amin’ny pejy 8-9.] Misy torohevitra mahasoa an’ireo miezaka manefa trosa ato amin’ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara