FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/12 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 9/12 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Oktobra

“Maro no mino fa hotsarain’Andriamanitra araka izay ataony izao izy any aoriana any. Araka ny hevitrao, mampahatahotra ve sa tsia ny Andro Fitsarana? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ity e!” Omeo azy Ny Tilikambo Fiambenana 1 Septambra, ary diniho miaraka aminy ny fanontaniana voalohany eo amin’ny pejy 16. Mamakia andininy iray, fara fahakeliny. Atolory miaraka amin’ny Mifohaza! ilay gazety, ary manaova fotoana mba hamaliana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Septambra

“Ailikilika sy ampijalina ny vehivavy any amin’ny tany maro. Ny fivavahana mihitsy aza indraindray no mahatonga izany. Araka ny hevitrao, mba mitsinjo ny vehivavy ve Andriamanitra? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange izay asain’ny Baiboly ataon’ny lehilahy amin’ny vadiny e! [Vakio ny Efesianina 5:28, 29.] Hazavain’ity gazety ity hoe ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny vehivavy.”

Mifohaza! Septambra

“Maro no milaza fa rehefa tonga ny fara andro dia hisy ady niokleary na hetraketraky ny natiora. Mety ho planeta handona ny tany, hono, izany na fiovan’ny toetrandro. Araka ny hevitrao, mety hitranga ve izany? [Avelao izy hamaly.] Izao no ampanantenain’ny Baiboly. [Vakio ny Salamo 37:29.] Resahin’ity gazety ity izay eritreretin’ny olona momba ny fara andro sy izay lazain’ny Baiboly fa tena hitranga amin’izany.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara