FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/12 p. 8
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 7/12 p. 8

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Aogositra

“Lasa tian’ny olona ny miresaka momba ny anjely tato ho ato. Araka ny hevitrao, tena misy ve ny anjely? [Avelao izy hamaly.] Manazava izany ity.” Omeo azy ny Tilikambo Fiambenana 1 Jolay ary iaraho midinika ny fanontaniana voalohany eo amin’ny pejy 16. Mamakia andininy iray, fara fahakeliny. Atolory miaraka amin’ny Mifohaza! ilay gazety, ary manaova fotoana handinihana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jolay

Vakio ny Salamo 65:2, ary milazà hoe: “Maro no mivavaka isan’andro, satria miaiky fa ‘Mpihaino vavaka’ Andriamanitra. Ny hafa kosa mieritreritra hoe raha tena misy izy, nahoana no be dia be ny zava-manahirana. Fa araka ny hevitrao, tena misy Andriamanitra mihaino vavaka tokoa ve? [Avelao izy hamaly.] Resahina ato amin’ity gazety ity hoe nahoana ilay Mpihaino vavaka no mamela antsika hijaly.”

Mifohaza! Jolay

“Raha mahavita manova zavatra iray eo amin’ny fiainana ianao, inona no hovanao? [Avelao izy hamaly.] Asehon’ny Baiboly hoe nahoana no voafetra ny zavatra vitan’ny olombelona. [Vakio ny Jeremia 10:23.] Hazavain’ity gazety ity izay fiovana hataon’Andriamanitra.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara