FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/11 p. 3
  • Valin’ny Fanontanianareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valin’ny Fanontanianareo
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fizarana 7—Fitarihana Fampianarana Baiboly Mandroso
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Ataovy Izay Handrosoan’ny Fampianarana Baiboly eo Am-baravarana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • “Mivavaha toy Izao Ianareo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • Mitoera ho akaikin’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 9/11 p. 3

Valin’ny Fanontanianareo

◼ Tokony hivavaka ve isika rehefa mampianatra Baiboly eo am-baravarana?

Maro ny soa azo, rehefa atomboka sy faranana amin’ny vavaka ny fianarana Baiboly. Afaka mahazo ny fanampian’ny fanahy masina, ohatra, isika, rehefa mangataka azy io. (Lioka 11:13) Lasa mihevitra an’ilay fianarana ho zava-dehibe koa ilay mpianatra, sady efa mianatra mivavaka. (Lioka 6:40) Tsara àry raha atomboka amin’ny vavaka ny fianarana, ary tsy voatery handrasana ela izany. Tsy mitovy anefa ny toe-javatra, ka mila mandinika tsara ny mpitory vao manapa-kevitra na hivavaka na tsia, rehefa mampianatra Baiboly eo am-baravarana.

Manao ahoana, ohatra, ilay toerana ianarana Baiboly? Raha tsy dia be mpandalo eo amin’ilay izy, dia afaka manao vavaka fohy ilay mpitory aloha sy aorian’ilay fianarana. Raha misarika ny sain’ny olona kosa izany, na mahatonga an’ilay mpianatra ho sadaikatra, dia aleo tsy mivavaka raha tsy rehefa atao amin’ny toerana mitokana kokoa ilay fianarana. Na aiza na aiza itarihantsika fampianarana Baiboly, dia tokony hahay hanavaka isika vao manapa-kevitra ny hanomboka sy hamarana ny fianarana amin’ny vavaka.—Jereo Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Martsa 2005, pejy 4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara