FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/11 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 11/11 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Desambra

“Araka ny hevitrao, sambatra kokoa ve ny olona miezaka mankatò an’Andriamanitra? [Avelao izy hamaly.] Misy hevitra mahaliana ato amin’ity lahatsoratra ity.” Omeo azy Ny Tilikambo Fiambenana 1 Novambra, ary mifidiana fanontaniana iray eo amin’ny pejy 16 na 17, ka diniho miaraka aminy. Mamakia andinin-teny iray, fara fahakeliny. Atolory ireo gazety, ary manaova fotoana mba handinihana fanontaniana hafa indray.

Tilikambo Fiambenana 1 Novambra

“Maro no mihevitra fa lany andro na hentitra loatra ny fitsipiky ny Baiboly momba ny firaisana. Misy indray mihevitra fa mahasoa ilay izy. Ary ahoana ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Avy amin’iza anefa ny fitsipika ao amin’ny Baiboly? [Vakio ny 2 Timoty 3:16.] Mamaly fanontaniana folo fametraky ny olona ity gazety ity, sady manazava hoe nahoana no mahasoa ny fitsipiky ny Baiboly.”

Mifohaza Novambra

“Inona no mitombina kokoa raha mandinika an’izao rehetra izao amin’ny saina tsy miangatra isika: Nisy namorona izy ireny sa nisy ho azy teo? [Avelao izy hamaly.] Izao no hevitry ny mpanoratra Baiboly iray rehefa nandinika an’izany. [Vakio ny Romanina 1:20.] Manampy antsika hahalala ny marina ny zavatra hitan’ny mpahay siansa momba ny selan’ny olombelona, araka ny hazavain’ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara