FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/13 p. 3
  • Tena Mila Mijanona ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tena Mila Mijanona ve Ianao?
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Atao Rehefa Mitory eny An-dalana?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Torio Hatraiza Hatraiza ny Vaovao Tsara
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Ampiasao Tsara ny Fotoana Rehefa Manompo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fialam-boly Tena Mahasoa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 2/13 p. 3

Tena Mila Mijanona ve Ianao?

Misy mpitory zatra manompo vetivety fotsiny, dia manao zavatra hafa na mody. Marina aloha fa misy tsy afa-manoatra, fa tsy maintsy manao an’izay. Misy anefa vao mahita ny mpitory hafa mijanona, dia mijanona koa. Efa lasa fanao any amin’ny fiangonana sasany mihitsy aza ilay manompo vetivety, ka efa misy ora mahazatra ijanonana. Ahoana ny aminao? Nahoana raha ampitomboana kely fotsiny ny fotoana anompoanao, ka manohy mitory ihany, ohatra hoe eny an-dalana? Nahoana raha manao fiverenana mitsidika iray na roa rehefa mody? Tadidio fa mety ho tena hisy vokany tsara na dia olona iray ihany aza no tratranao, ary na dia gazety roa monja aza no voapetrakao. Aza mijanona àry raha tsy voatery manao izany ianao. Ho afaka “hanao sorona fiderana” bebe kokoa ianao raha manohy, na dia minitra vitsy monja aza.—Heb. 13:15.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara