FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/14 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
km 3/14 p. 4

Fomba Fitory Modely

Fanasana Fahatsiarovana

“Mizara an’ity fanasana ity izahay satria hankalazaina maneran-tany amin’ny 14 Aprily ny nahafatesan’i Jesosy Kristy. Hisy lahateny ara-baiboly amin’io hanazava hoe nahoana no mahasoa antsika ny nahafatesan’i Jesosy. Ho hitanao ato ny toerana sy ny ora hanaovana an’izany etỳ amintsika. Tsy misy vidim-pidirana na fanantazan-drakitra.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily

“Saiky ny olon-drehetra no mivavaka. Tena mamaly vavaka tokoa ve Andriamanitra, araka ny hevitrao, sa mba manampy antsika ho maivamaivana fotsiny ny vavaka rehefa manana olana isika? [Avelao izy hamaly.] Mariho izay lazain’ny Baiboly. [Vakio ny 1 Jaona 5:14.] Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana no mahasoa antsika ny vavaka.”

Mifohaza! Aprily

“Mihabetsaka izao ny olona mieritreritra ny hamono tena satria kivy loatra. Tena te ho faty ve izy ireo, araka ny hevitrao, sa mba tsy te hijaly intsony fotsiny? [Avelao izy hamaly.] Intỳ misy fampanantenana avy ao amin’ny Baiboly nanampy olona maro tsy ho kivy. [Vakio ny Apokalypsy 21:3, 4.] Resahin’ity gazety ity ny hevitra telo manampy ny olona tsy hanary toky, na dia misy olana aza.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara