FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/15 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 2/15 p. 4

Fomba Fitory Modely

Fanasana Fahatsiarovana

“Misy fanasana anao hanatrika fotoan-dehibe iray ity. Olona an-tapitrisany mantsy eran-tany no hiara-hivory mba hahatsiaro ny nahafatesan’i Jesosy Kristy, amin’ny 3 Aprily. Hisy lahateny ara-baiboly amin’io hanazava hoe nahoana no mahasoa antsika ny nahafatesan’i Jesosy. Efa voalaza ato ny toerana sy ny ora hanaovana an’izany etỳ amintsika. Tsy misy vidim-pidirana.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa

“Mitsingerina amin’ny 3 Aprily ny nahafatesan’i Jesosy Kristy. Hisy olona sasany hiara-hivory mba hahatsiaro an’io fotoana io. Misy koa anefa tsy mino hoe zava-dehibe ny nahafatesan’i Jesosy. Araka ny hevitrao, mahasoa antsika ve ny nahafatesan’i Jesosy sy ny nitsanganany tamin’ny maty? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ny lazain’ny Baiboly e! [Vakio ny 1 Korintianina 15:22, 26.] Hazavain’ity gazety ity ny soa horaisintsika avy amin’ny soron’i Jesosy, dia ny hoe tsy hisy olona ho faty intsony indray andro any.”

Mifohaza! Martsa

“Te hampiseho anao ny Mifohaza! nivoaka farany izahay. [Asehoy ny fonony.] Samy manana ny heviny ny olona momba ny hoe tena misy ve Andriamanitra. Araka ny hevitrao, iza no manana fanantenana kokoa: Ny olona mino an’Andriamanitra sa ny olona tsy mino azy? [Avelao izy hamaly.] Ity misy fampanantenan’Andriamanitra nampahery olona maro. [Vakio ny Salamo 37:10, 11.] Resahin’ity gazety ity ny antony efatra tokony handrisika antsika hitady porofo raha tena misy tokoa Andriamanitra.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara