FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Septambra p. 4
  • “Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Fiakarana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-19 — Salamo
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Andriamanitra sambatra, vahoaka sambatra!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Salamo—Fizarana 5
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Septambra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 120-134

“Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”

Hira Fiakarana no ahalalana ny Salamo 120 ka hatramin’ny 134. Maro no mino fa nanao an’ireo hira ireo ny Israelita rehefa niakatra ho any Jerosalema mba hanatrika ny fety fanao isan-taona. Tany an-tendrombohitr’i Joda mantsy no nisy an’i Jerosalema.

Israelita miakatra ho any Jerosalema

Ireto ny sarin-teny ilazana ny fiarovan’i Jehovah:

121:3-8

  • Mpiandry ondry

    Mpiandry ondry mifoha tsara

  • Hazo manome alokaloka

    Alokaloka amin’ny masoandro

  • Miaramila

    Miaramila tsy mivadika

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara