HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | OHABOLANA 17-21
Miezaha Hihavana Amin’ny Hafa
Mihavana tsara ny vahoakan’i Jehovah, nefa tsy hoe mandeha ho azy izany. Mety hisy hampisafoaka ihany mantsy indraindray. Ekentsika anefa fa tena mahery ny Tenin’Andriamanitra, ka miezaka mampihatra ny torohevitra ao isika.
Mety hisy olana eo amin’ny Kristianina tsy mivadika. Hihavana foana anefa izy ireo raha...
miezaka ny ho tony
mamantatra ny tena zava-nitranga vao manao zavatra
miezaka ny ho be fitiavana ka mamela ilay fahadisoana