FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Febroary p. 4
  • Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • Mihevitra Ireo Bokintsika ho Sarobidy ve Ianao?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Ampiasao Amim-pahendrena Ireo Boky sy Gazetintsika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Valin’ny Fanontanianareo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Febroary p. 4
Vehivavy iray mihaino tsara an’​ireo Vavolombelon’​i Jehovah mametraka an’​ilay bokikely Vaovao Tsara Natao ho Anao

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety

Hoy i Jesosy: “Efa nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.” (Mt 10:8) Tsy itakiantsika sarany àry ny Baiboly sy boky ary gazety atolotsika. (2Ko 2:17) Sarobidy anefa ny fahamarinana ara-baiboly ao amin’ireny boky sy gazety ireny. Mitaky ezaka be sy vola be koa ny manao pirinty sy mandefa azy ireny any amin’ireo fiangonana eran-tany. Izay ilaintsika ihany àry no tokony halaintsika.

Mahaiza manavaka rehefa manolotra boky na gazety, na dia eny amin’ny toerana be olona aza. (Mt 7:6) Aza omena ny mpandalo fotsiny ilay izy, fa miezaha miresaka aminy mba hahitana raha liana izy. Misy ataony ve ny iray amin’ireo voalazan’ilay efajoro eo ankavanana, fara fahakeliny? Aleo taratasy mivalona no omena an’ilay olona, raha tsy hainao hoe liana izy na tsia. Mazava ho azy anefa fa homentsika boky na gazety izy, raha mangataka.—Oh 3:27, 28.

MOA VE ILAY OLONA...

  • mihaino tsara rehefa miteny isika?

  • mandray anjara amin’ilay resaka?

  • te hamaky an’ilay boky na gazety?

  • manome vola hanohanana ny asa fitoriana?

  • mankasitraka an’izay reny avy ao amin’ny Baiboly?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara