FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Febroary p. 6
  • Ny Hevitr’iza no Eritreretinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Hevitr’iza no Eritreretinao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Ento ny Hazo Fijalianao ary Manaraha Ahy Mandrakariva
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Tsy Velona ho An’ny Tenantsika Intsony Isika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2005
  • Fanompoana An’i Jehovah Amin’ny Toe-tsaina Feno Fahafoizan-tena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Tsy Nivadika Mihitsy Izy
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Febroary p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MATIO 16-17

Ny Hevitr’iza no Eritreretinao?

16:21-23

Nasain’i Jesosy nankao ivohony i Petera
  • Diso hevitra i Petera ka nahitsin’i Jesosy avy hatrany, na dia nitady izay hahasoa an’i Jesosy aza

  • Fantatr’i Jesosy fa tsy tamin’io fotoan-dehibe io izy no tokony ho “tsara fanahy” amin’ny tenany. Tsy tian’i Satana hiambina tsara mantsy izy tamin’io

16:24

Miresaka zavatra telo tsy maintsy ataontsika i Jesosy, raha ny hevitr’Andriamanitra no tiantsika harahina. Inona avy no tafiditra amin’izany?

  • Mandà tena

  • Mitondra ny hazo fijaliantsika

  • Manaraka foana an’i Jesosy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara