FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Desambra p. 6
  • Tahafo ny Apostoly Paoly Rehefa Mitory sy Mampianatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tahafo ny Apostoly Paoly Rehefa Mitory sy Mampianatra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Hatsarao ny Fahaizanao Mandresy Lahatra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Maria
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • ‘Ataovy Noho ny Vaovao Tsara ny Zava-drehetra’
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • ‘Miezaha Mafy Amin’ny Fampianarana’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Desambra p. 6
Paoly mitory eny an-tsena

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ASAN’NY APOSTOLY 17-18

Tahafo ny Apostoly Paoly Rehefa Mitory sy Mampianatra

17:2, 3, 17, 22, 23

Ahoana no azonao anahafana ny apostoly Paoly?

  • Rahalahy sy anabavy mitory eny an-tsena

    Ampiasao ny Soratra Masina mba hampisaintsainana ny olona, ary ataovy mifanaraka amin’ny olona itoriana ny fanazavanao

  • Anabavy mitory eny an-dalana

    Mitoria amin’izay fotoana sy toerana ahitana olona

  • Rahalahy mitory amin’ny olona iray ary mampiasa ny Baibolin’ilay olona izy ireo

    Hajao ny finoan’ny hafa ary mitadiava marimaritra iraisana

SAINTSAINO IZAO: Aiza avy no tena ahitana olona ao amin’ny faritaninay, ary amin’ny fotoana inona?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara