FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Jolay p. 8
  • Inona no Azonao Ianarana avy Amin’izy Ireo?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Azonao Ianarana avy Amin’izy Ireo?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Iza moa Ireo Masoreta?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
  • Manaja ny Hafa ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Ho Afa-po Mandrakizay ny Fitiavako ny Tany
    Mifohaza!—1998
  • Nilaozan’ny Toetrandro ve ny Fanajana?
    Mifohaza!—2024
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Jolay p. 8
Elia mampiasa ny akanjony mba hanasarahana ny Reniranon’i Jordana, ary mijery an’izany i Elisa

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Azonao Ianarana avy Amin’izy Ireo?

Vao haingana ve ianao no voatendry ho anti-panahy na mpanampy amin’ny fanompoana? Betsaka kokoa angamba ny zavatra hainao na ny fianarana vitanao, raha oharina amin’ny an’ny anti-panahy na mpanampy amin’ny fanompoana hafa. Betsaka anefa no azonao ianarana avy amin’izy ireo. Ny rahalahy sasany indray tsy manao an’ireo andraikitra ireo intsony satria efa be taona, marary, na mikarakara fianakaviana. Mbola afaka miana-javatra avy amin’izy ireny koa ianao.

JEREO ILAY VIDEO HOE HAJAO IREO RAHALAHY EFA ELA NANOMPOANA, ARY VALIO IRETO:

  1. Rahalahy Rasamy mamaky andinin-teny amin’i Toky

    1. Ahoana no nampisehoan’ny Rahalahy Rasamy hoe nanaja ny Rahalahy Randria izy?

  2. Toky manavao ny sarin’ny faritanin’ny fiangonana

    2. Nahoana no tsy mety ny nataon’i Toky?

  3. Rahalahy Randria misakafo miaraka amin’i Toky, sady miresaka aminy

    3. Inona no nianaran’i Toky avy tamin’izay nataon’i Elisa?

  4. 4. Inona no azon’ny rahalahy na anabavy atao, mba hampisehoana hoe manaja an’ireo efa ela nanompoana izy sady miezaka hiana-javatra avy amin’izy ireny?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara