FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Jolay p. 5
  • Miezaha Hahazo Andraikitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Hahazo Andraikitra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Ry Tanora, Miezaha Hahazo Andraikitra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Nahoana ny Kristianina no Tokony Hiezaka Hanatratra Tanjona?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mpikarakara Fiangonana Manao Fanompoana Sarobidy
    Voalamina mba Hanao ny Sitrapon’i Jehovah
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Jolay p. 5
Rahalahy tanora iray manao fianarana samirery, mitondra mikrô any am-pivoriana, ary manampy anabavy iray be taona

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 1 TIMOTY 1-3

Miezaha Hahazo Andraikitra

3:1, 13

Tena tsara raha dieny mbola tanora ny rahalahy dia efa miezaka hahazo andraikitra. Hahazo fampiofanana izy amin’izay, ary ho afaka hampiseho hoe azo tendrena ho mpanampy amin’ny fanompoana rehefa lehibe kokoa. (1Ti 3:10) Inona no azon’ny rahalahy atao raha te hahazo andraikitra izy? Mila manana an’ireto toetra ireto izy:

  • Mahafoy tena.—km 7/13 2 § 2

  • Matotra ara-panahy.—km 7/13 3 § 3

  • Azo ianteherana sy mendri-pitokisana.—km 7/13 3 § 4

Anti-panahy iray mampiofana rahalahy tanora iray
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara