FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Septambra p. 2
  • ‘Mpisorona Mandrakizay Tahaka An’i Melkizedeka’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Mpisorona Mandrakizay Tahaka An’i Melkizedeka’
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Melkizedeka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Nahoana no misy fanekena roa momba ny hanomezana ny herin’ny Fanjakana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1965
  • Mpisoronabe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Septambra p. 2
Jesosy eo ambony seza fiandrianany any an-danitra ary mitazona tehim-panjakana

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 7-8

‘Mpisorona Mandrakizay Tahaka An’i Melkizedeka’

7:1-3, 17

Nahoana i Jesosy no mifanitsy amin’i Melkizedeka?

  • 7:1: Sady mpanjaka no mpisorona

  • 7:3, 22-25: Tsy nandimby na iza na iza sady tsy hisy mpandimby

  • 7:5, 6, 14-17: Voatendry fa tsy taranaka mpisorona

Mpisoronabe teo amin’ny Israely fahiny manao fitafian’ny Mpisoronabe

Nahoana ny asa fisoronana ataon’i Kristy no tsara kokoa noho ny an’i Arona sy ny taranany? (it “Mpisoronabe”: “I Jesosy Kristy Mpisoronabe” § 1-2)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara