FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Janoary p. 4
  • Avahan’i Jehovah ny Vahoakany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avahan’i Jehovah ny Vahoakany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Ahazoana ny Fitahian’i Jehovah?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miady ho An’ny Israely i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Hita Amin’ny Fomba Nizaran’i Jehovah An’ilay Tany hoe Hendry Izy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Arovy ny Lovanao Sarobidy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Janoary p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Avahan’i Jehovah ny Vahoakany

Tsy maintsy ankatoavintsika daholo ny lalàn’i Jehovah (Le 20:22, 23; w04 15/10 11 § 12)

Mampanantena lova ho an’ny vahoakany i Jehovah (Le 20:24; it “Lova” § 1)

Tian’i Jehovah hadio ny fivavahantsika (Le 20:25, 26; it “Vorona” § 7)

Mitahy an’izay mifandray tsara aminy i Jehovah. Raha tiantsika ny hankasitrahany foana, dia tsy maintsy tafasaraka amin’ity tontolo ity isika, sady manalavitra ny fanao ratsiny.

Rahalahy iray anisan’ny Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly manome antontan-taratasy momba ny fitsaboana ho an’ny dokotera iray.

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no karazana fitsaboana tsy ankasitrahan’Andriamanitra ka tsy tokony hekeko?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara