FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 7
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 7
Mpivady iray manao fampirantiana eo amin’ny toerana be olona, ary manolotra taratasy mivalona amin’ny lehilahy iray.

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Mahaiza Mametraka Fanontaniana

“Andriamanitra falifaly” i Jehovah, ary tiany hankafy ny fanompoana isika. (1Ti 1:11) Ho faly kokoa isika rehefa manompo, raha miezaka manatsara ny fahaizantsika. Manampy antsika hanombo-dresaka ny fanontaniana. Mety hahatonga ny olona ho liana koa izy ireny, sady mandrisika azy hieritreritra sy hanatsoaka hevitra. (Mt 22:41-45) Mihevitra an’ilay olona ho sarobidy isika, raha mametraka fanontaniana ary avy eo mihaino ny valin-teniny. (Jk 1:19) Mety ho hitantsika amin’ny valin-teniny hoe ahoana no hanohizana an’ilay resaka.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAFALY NY MANAO MPIANATRA: HATSARAO NY FAHAIZANAO... MAMETRAKA FANONTANIANA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mametraka Fanontaniana.’ Manome toerana ho an’ny vehivavy zokiolona iray i Sendra, ao anaty lamasinina.

    Inona no toetra tsara nananan’i Sendra?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mametraka Fanontaniana.’ Milaza ny anarany amin’i Sendra i Nita sady manolotra ny tanany mba hiarahaba azy.

    Inona ny fanontaniana napetrak’i Nita mba hampisehoana hoe te hifandray tamin’i Sendra izy?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mametraka Fanontaniana.’ Mamaly ny fanontaniana napetrak’i Nita i Sendra.

    Inona ny fanontaniana napetrak’i Nita mba hahatonga an’i Sendra ho liana kokoa amin’ny vaovao tsara?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mametraka Fanontaniana.’ Mametraka fanontaniana amin’i Sendra i Nita rehefa avy namaky andinin-teny.

    Inona ny fanontaniana napetrak’i Nita mba hanampiana an’i Sendra hieritreritra sy hanatsoaka hevitra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara