FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Martsa p. 15
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ampio Hahay Hianatra ny Olona Ampianarinao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Martsa p. 15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah

Tian’i Jehovah raha manompo azy isika satria tia azy. (Mt 22:37, 38) Ho vitan’ny mpianatra Baiboly ny hanao ny fiovana ilaina rehefa tena tia an’i Jehovah izy, ary ho vitany koa ny tsy hivadika rehefa misy fisedrana. (1Jn 5:3) Lasa te hatao batisa izy rehefa tia an’i Jehovah.

Ampio ilay mpianatra mba hahita hoe tia azy i Jehovah. Azonao anontaniana izy, ohatra, hoe “Inona no ianaranao momba an’i Jehovah avy amin’izany?” na hoe “Nahoana izany no mampiseho hoe tia anao i Jehovah?” Ampio izy hahatakatra fa manao zavatra i Jehovah mba hampisehoana hoe tia azy. (2Ta 16:9) Tantarao azy ny fomba namalian’i Jehovah ny vavaka nataonao, ary ampirisiho izy mba handinika ny fomba amalian’i Jehovah ny vavaka ataony. Faly be isika rehefa mahita hoe mamaly fitia an’i Jehovah ny olona ampianarintsika sady mampiseho hoe te ho namany.

JEREO ILAY VIDEO HOE AMPIO NY OLONA AMPIANARINAO BAIBOLY MBA HO NAMAN’I JEHOVAH. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba ho Naman’i Jehovah.” Mampiady saina an’i Sendra ny zavatra henony ao amin’ny telefaonina.

    Inona no olana natrehin’i Sendra?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba ho Naman’i Jehovah.” Mifampiresaka i Nita sy Sendra.

    Ahoana no nanampian’i Nita an’i Sendra?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba ho Naman’i Jehovah.” Misaintsaina ny fomba nanampian’i Jehovah azy i Sendra.

    Nahoana no vitan’i Sendra ny niatrika an’ilay olana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara