FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 16
  • Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 16

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka

I Jehovah no mahatonga ny voan’ny fahamarinana hamaka sy hitombo ao am-pon’ny olona. (1Ko 3:6-9) Tsy maintsy mitoky amin’i Jehovah àry isika raha te hahomby amin’ny fanompoana, ary mangataka azy hanampy antsika sy ny olona ampianarintsika.

Angataho i Jehovah mba hanampy an’ilay mpianatra hiaritra fitsapana. (Fi 1:9, 10) Ataovy voafaritra tsara ny vavaka ataonao. Mangataha fanahy masina mba hahaizanao misaina sy hahafantaranao izay tokony hatao rehefa manampy an’ilay mpianatra ianao. (Lk 11:13) Ampianaro mivavaka ilay mpianatra ary ampirisiho izy hivavaka. Miaraha mivavaka aminy, mivavaha ho azy, ary tonòny ny anarany.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAFALY NY MANAO MPIANATRA: RAISO NY FANAMPIAN’I JEHOVAH: VAVAKA. VALIO IRETO AVY EO:

  • Inona no olana natrehin’i Nita rehefa nampianatra an’i Sendra izy?

  • Nahoana no nanampy an’i Nita ny 1 Korintianina 3:6?

  • Ahoana no nampilamina ny olana natrehin’i Nita?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara