FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 8
  • Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Kora, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Izaho no ... Lovanao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Abiasafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 8
Kora sy ireo lehilahy israelita momba azy manohitra an’i Mosesy sy Arona.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra

Tsy nanaiky ny lamina napetrak’i Jehovah i Kora, satria nanambony tena sy natoky tena loatra (No 16:1-3; w11 15/9 27 § 12)

Levita nohajain’ny olona i Kora, sady efa nanana andraikitra be dia be (No 16:8-10; w11 15/9 27 § 11)

Nanana toe-tsaina ratsy i Kora ary nisy vokany mangidy izany (No 16:32, 35)

Mety hoe nahavita be isika teo amin’ny fanompoana an’i Jehovah. Tsy tokony hahatonga antsika hanambony tena na hatoky tena loatra anefa izany. Efa ela ve ianao no tao amin’ny fahamarinana, sa nitombo ny andraikitrao? Vao mainka mila manetry tena ianao raha izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara