FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 10
  • “Izaho no ... Lovanao”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Izaho no ... Lovanao”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Levita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Anontanio Foana i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 10

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Izaho no ... Lovanao”

Nomen’i Jehovah asa tena tsara teo amin’ny fanompoana azy ny mpisorona sy ny Levita (No 18:6, 7)

Tsy nahazo anjara tany ho lovany ny fokon’i Levy satria i Jehovah no lovany (No 18:20, 24; w11 15/9 13 § 9)

Nomen’ny Israelita ho an’ny Levita sy ny mpisorona ny ampahafolon’ny vokatry ny taniny mba hanohanana azy ireo (No 18:21, 26, 27; w11 15/9 7 § 4)

Nampanantena an’ireo mpisorona sy Levita i Jehovah hoe hokarakarainy izay tena nilain’izy ireo. Hanohana antsika koa i Jehovah raha manao sorona isika mba hanompoana azy.

Sary: Manome izay tena ilain’ny mpanompony i Jehovah. 1. Anabavy iray mametraka vola ao anaty valopy. 2. Misisika eo am-baravarana ilay valopy. 3. Vehivavy iray mitaiza irery ny zanany ary mamihina an’ilay zanany vavy rehefa mahita an’ilay vola ao anaty valopy.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara