FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Janoary p. 4
  • Anontanio Foana i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Anontanio Foana i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • “Izaho no ... Lovanao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Sahy Izy Sady Tapa-kevitra no Nafana Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Modely ho An’ny Ray Aman-dreny i Manoa Mivady
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Aza Manambony Tena na Matoky Tena Loatra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Janoary p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Anontanio Foana i Jehovah

Nanontany an’i Jehovah imbetsaka ny Israelita (Mpts 20:17, 18, 23; w11 15/9 32 § 3)

Niantehitra tanteraka tamin’i Jehovah ihany ny Israelita tamin’ny farany, mba hanampy azy ireo hanadio ny anarany (Mpts 20:26-28)

Tsy maintsy mitady ny tari-dalan’i Jehovah foana isika ary miantehitra tanteraka aminy (Mpts 20:35; Lk 11:9; w11 15/9 32 § 5)

Sary natambatra: 1. Rahalahy iray misaintsaina an’izay avy novakiny tao amin’ny Baiboly sy tao amin’ny boky ara-baiboly. 2. Miresaka amin’ny dokoterany ilay rahalahy sady mampiseho ny karatra fitakiana ara-pitsaboana.

SAINTSAINO IZAO: ‘Tonga dia manontany an’i Jehovah ve aho rehefa miatrika fitsapana? Mangataka fahendrena sy tari-dalana aminy imbetsaka ve aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara