FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 12
  • Novan’i Jehovah ho Fitahiana Ilay Ozona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Novan’i Jehovah ho Fitahiana Ilay Ozona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fanompoana Ataon’ny Levita
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Nahoana Isika no Tsy Tokony ho Be Taraina?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 12
Anabavy roa mitory amin’ny vehivavy iray manadio ny korontana ao an-tranony aorian’ny loza araka ny natiora.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Novan’i Jehovah ho Fitahiana Ilay Ozona

Nitady hanisy ratsy an’ireo Israelita ny Moabita (No 22:3-6)

Namonjy ny vahoakany i Jehovah (No 22:12, 34, 35; 23:11, 12)

Tsy misy mahavita manohitra an’i Jehovah (No 24:12, 13; bt 53 § 5; it “Hadalana”: “Hadalana ny manohitra an’i Jehovah” § 1)

Tian’i Jehovah hamita ny fitoriana ny vaovao tsara isika. Tsy misy mahasakana an’izany na fanenjehana na loza araka ny natiora. Miantehitra amin’ilay Raintsika any an-danitra ve ianao rehefa miatrika zava-tsarotra, ary manao loha laharana foana ny fanompoana azy?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara