FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Martsa p. 2
  • Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny Fomba Itarihan’i Jehovah ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miady ho An’ny Israely i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Efao ny Voadinao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ny Fanompoana Ataon’ny Levita
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Martsa p. 2

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fianarana avy Amin’ny Tobin’ny Israely

Loha laharana eo amin’ny fanompoana ireo lehilahy voatendry (No 7:10; it “Fiangonana”: “Ny fiangonan’Israely” § 6)

Tokony hilamina tsara ny mpanompon’Andriamanitra (No 7:11; it “Robena” § 9)

Hain’i Jehovah hoe voafetra ny mety ho vitan’ny tsirairay (No 8:25, 26; w04 1/8 25 § 1)

Alamin’i Jehovah tsara ny vahoakany amin’izao, hoatran’ny Israelita fahiny ihany. Mahita antsika tsirairay koa anefa izy, ary hitany ny ezaka ataontsika mba hanompoana azy.

Sary: Rahalahy voatendry loha laharana amin’ny asa eo anivon’ny fiangonana. 1. Anti-panahy iray sy rahalahy tanora iray manadio seza ao amin’ny Efitrano Fanjakana. 2. Anti-panahy iray mitarika mpitory vitsivitsy mitory isan-trano. 3. Anti-panahy iray mivavaka mandritra ny fivorian’ny anti-panahy.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara