FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Mey p. 5
  • Mampiasà Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mampiasà Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Manaova Fanoharana Mandaitra
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Mey p. 5
Renim-pianakaviana iray sy ny zanany vavy, mandinika vorona sy voninkazo sady mihaino an’i Jesosy manao an’ilay Toriteny teo An-tendrombohitra.

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Mampiasà Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe

Tokony hampiantsika hahazo ny hevi-dehibe ny olona tsidihintsika na ampianarintsika Baiboly. Raha mampiasa fanoharana isika mba hanaovana an’izany, dia hanohina ny fony ilay fampianarana sady ho mora tadidy.

Ny hevi-dehibe ihany no tokony hanaovana fanoharana fa tsy ny tsipiriany madinika. Fidio àry izay hevi-dehibe tianao hanaovana fanoharana, rehefa manomana fiverenana mitsidika na fampianarana ianao. Avy eo dia mifidiana fanoharana tsotra sy fahita andavanandro. (Mt 5:14-16; Mr 2:21; Lk 14:7-11) Eritrereto ny zavatra iainan’ilay olona sy ny fanaony. (Lk 5:2-11; Jn 4:7-15) Azo antoka hoe ho faly izy rehefa azony tsara ny hevi-dehibe. Tena ho faly koa ianao rehefa mahita an’izany.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAFALY NY MANAO MPIANATRA: HATSARAO NY FAHAIZANAO... MAMPIASA FANOHARANA MBA HANASONGADINANA HEVI-DEHIBE. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampiasa Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe.’ Mametraka fanontaniana amin’i Nita i Sendra.

    Nahoana indraindray no mila hazavaina amin’ny mpianatra Baiboly ny andinin-teny sasany?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampiasa Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe.’ Nita miresaka fanoharana iray amin’i Sendra.

    Inona ny fanoharana nampiasain’i Nita mba hanazavana ny Romanina 5:12?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampiasa Fanoharana mba Hanasongadinana Hevi-dehibe.’ Nita mampiseho video an’i Sendra.

    Manohina ny fo ny fanoharana mety tsara

    Inona no ho vokany raha mety tsara ny fanoharana ampiasaintsika?

  • Nahoana isika no tokony hampiasa video na fitaovana hafa navoakan’ny fandaminana, rehefa manompo?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara