FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Mey p. 11
  • Miezaha Hafana Fo Rehefa Mampianatra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Hafana Fo Rehefa Mampianatra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Hafanam-po
    Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Miezaha Hafana Fo
    Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra
  • Mahaiza Mametraka Fanontaniana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miezaha Hanohina ny Fo
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Mey p. 11
Rahalahy mampianatra Baiboly lehilahy iray zokiolona. Sady mitsiky izy no manao fihetsehana.

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Miezaha Hafana Fo Rehefa Mampianatra

Mifindra ny hafanam-po. Lasa liana kokoa amin’ny zavatra lazaintsika ny hafa rehefa mafana fo isika. Ho hita koa hoe sarobidy amintsika ilay hafatra resahintsika. Afaka ny hafana fo daholo isika, na tsy mitovy aza ny zavatra niainantsika na ny toetrantsika. (Ro 12:11) Inona no hanampy antsika?

Voalohany, saintsaino ny hasarobidin’ilay hafatra torinao. Manana tombontsoa ‘hitory ny vaovao tsara momba ny zava-tsoa’ ianao. (Ro 10:15) Faharoa, saintsaino ny soa ho azon’ny olona noho ilay vaovao tsara torinao. Tena mila maheno an’izany izy ireo. (Ro 10:13, 14) Farany, miezaha hafana fo rehefa miteny. Ataovy hita amin’ny fihetsikao sy ny endrikao koa izany.

JEREO ILAY VIDEO HOE MAHAFALY NY MANAO MPIANATRA: HATSARAO NY FAHAIZANAO... MAMPIANATRA SADY MAFANA FO. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampianatra Sady Mafana Fo.’ Kivy i Nita satria tsy ho afaka hianatra Baiboly i Sendra.

    Inona no nahatonga an’i Nita tsy hafana fo intsony rehefa nampianatra an’i Sendra?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampianatra Sady Mafana Fo.’ Sorena i Sendra mandritra an’ilay fianarana Baiboly.

    Inona no nanampy an’i Nita hafana fo indray?

  • Sary avy amin’ilay video hoe ‘Mahafaly ny Manao Mpianatra: Hatsarao ny Fahaizanao... Mampianatra Sady Mafana Fo.’ Sendra sy Nita mifampiresaka aorian’ny fianaran’izy ireo. Samy mafana fo izy mirahavavy.

    Mifindra ny hafanam-po

    Nahoana isika no tokony hifantoka amin’ny toetra tsaran’ny olona ampianarintsika?

  • Raha mafana fo isika, inona no mety ho vokatr’izany eo amin’ny olona ampianarintsika Baiboly sy ny olon-kafa?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara