FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Novambra p. 8
  • Nampiasa Vehivavy Roa i Jehovah mba Hanavotana ny Vahoakany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nampiasa Vehivavy Roa i Jehovah mba Hanavotana ny Vahoakany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • “Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Debora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fampiofanana Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • ‘Nitsangana ho Reny teo Amin’ny Israely Aho’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Novambra p. 8
Debora mpaminanivavy mipetraka eo ambany hazo palmie, mampirisika an’i Baraka hanampy ny vahoakan’Andriamanitra.

Mampirisika an’i Baraka hanampy ny vahoakan’Andriamanitra i Debora

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nampiasa Vehivavy Roa i Jehovah mba Hanavotana ny Vahoakany

Nisy fahavalo mampahatahotra nampijaly ny Israelita (Mpts 4:3; 5:6-8; w15 1/8 13 § 1)

Nampiasain’i Jehovah hanampy ny vahoakany i Debora (Mpts 4:4-7; 5:7; w15 1/8 13 § 2; jereo ny sary, pejy 1)

Nampiasa an’i Jaela i Jehovah mba hamono an’i Sisera (Mpts 4:16, 17, 21; w15 1/8 15 § 2)

Sary natambatra: 1. Debora mpaminanivavy mipetraka eo ambany hazo palmie, mampirisika an’i Baraka hanampy ny vahoakan’Andriamanitra. 2. Jaela mitazona fantsika be fanenjanan-day sy marotoa, ary eo akaikiny eo i Sisera renoky ny torimaso.

Ahoana no fiheveran’i Jehovah ny vehivavy raha jerena io tantara io?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara