FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Mey p. 14
  • “Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Nampiasa Vehivavy Roa i Jehovah mba Hanavotana ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Fampiofanana Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mihamazava Foana ny Hazavana Ara-panahy
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Miaro Antsika Ilay hoe Tia sy Tsy Mivadika i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Mey p. 14
Vehivavy kananita iray manasa lehilahy israelita hiaraka aminy hiankohoka eo anoloan’ny sary vongana. Manompo sampy daholo ny olona manodidina azy ireo.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”

Tsy navelan’i Jehovah hanambady olona tsy nanompo azy ny Israelita (De 7:3; w12 1/7 29 § 2)

Tsy tian’i Jehovah hijaly sy harary fo ny mpanompony (De 7:4; w15 15/3 30 § 5)

Tsy miova ny fiheveran’i Jehovah ny fanambadiana (1Ko 7:39; 2Ko 6:14; w15 15/8 26 § 12)

SAINTSAINO IZAO: ‘Nahoana no mahasoa ahy ilay didy hoe manambadia “ao amin’ny Tompo ihany”?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara