FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Janoary p. 9
  • Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Handray Soa Ianao Raha Miara-mivory Aminay
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba ho Naman’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Tsy Hiaraka Amin’ny Naman-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Ampio ny Mpianatra Baiboly mba Hiala Amin’ny Fahazaran-dratsy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Janoary p. 9

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA | TE HO FALY KOKOA VE IANAO REHEFA MANOMPO?

Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory

Tena zava-dehibe ny fivorian’ny fiangonana satria anisan’ny fanompoantsika an’i Jehovah. (Sl 22:22) Mahafaly ny miara-mivory mba hanompo an’i Jehovah sady ahazoana fitahiana. (Sl 65:4) Matetika ny mpianatra Baiboly no mandroso haingana kokoa rehefa mivory tsy tapaka.

Inona no azonao atao mba hanampiana ny mpianatra Baiboly hivory? Asao foana izy. Asehoy azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? Hazavao hoe inona no soa ho azony raha mivory izy. (lff lesona 10) Azonao resahina aminy ny hevitra iray nianaranao tany am-pivoriana, na ny hevitra horesahina amin’ny fivoriana manaraka. Omeo boky na fitaovana hafa ampiasaina any am-pivoriana izy. Jereo izay azo anampiana azy, ohatra hoe mila alaina any an-tranony ve izy. Rehefa tonga mivory ilay mpianatra, dia ho hitanao fa tsy very maina mihitsy izay ezaka nataonao.—1Ko 14:24, 25.

JEREO ILAY VIDEO HOE AMPIO NY OLONA AMPIANARINAO BAIBOLY MBA HIVORY. VALIO IRETO AVY EO:

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory.” Asain’i Nita hivory i Sendra.

    Inona no nohararaotin’i Nita mba hanasana an’i Sendra hivory?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory.” Mitsikitsiky i Nita rehefa tonga nivory i Sendra sady mipetraka eo akaikiny.

    Nahoana isika no faly rehefa tonga mivory ny olona ampianarintsika Baiboly?

  • Sary avy amin’ilay video hoe “Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hivory.” Mandray tsara an’i Sendra ny anabavy any am-pivoriana.

    “Tena eo aminareo Andriamanitra”

    Inona no tsapan’i Sendra tamin’izy nivory voalohany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara