FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 5
  • Sahy Izy Sady Tapa-kevitra no Nafana Fo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sahy Izy Sady Tapa-kevitra no Nafana Fo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Jeho
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Niaro ny Fivavahana Madio i Jeho
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Nosazina Ilay Mpanjakavavy Ratsy Fanahy
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • “Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra”​—2Mp 9:8
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 5
Jeho eo amin’ny kalesiny, maniraka tandapa iray mba hanipy an’i Jezebela avy eny am-baravarankely eny ambony rihana.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Sahy Izy Sady Tapa-kevitra no Nafana Fo

Nasain’i Jehovah nandripaka ny ankohonan’i Ahaba Mpanjaka ratsy fanahy i Jeho (2Mp 9:6, 7; w11 15/11 3 § 2)

Tonga dia nanao zavatra i Jeho, dia namono an’i Jorama Mpanjaka (zanak’i Ahaba) sy Jezebela Mpanjakavavy (vady navelan’i Ahaba) (2Mp 9:22-24, 30-33; w11 15/11 4 § 2-3; jereo koa ilay tabilao hoe “‘Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra’ ​—2Mp 9:8”)

Sahy i Jeho sady tapa-kevitra no nafana fo, ka nataony tsara ilay zavatra nampanaovin’i Jehovah azy (2Mp 10:17; w11 15/11 5 § 4-5)

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no anahafako an’i Jeho rehefa manao an’ilay asa ampanaovin’i Jehovah ao amin’ny Matio 28:19, 20 aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara