FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 7
  • Voasazy Ihany Ilay Vehivavy Tia Fahefana sy Ratsy Fanahy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Voasazy Ihany Ilay Vehivavy Tia Fahefana sy Ratsy Fanahy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Atalia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nivadika Tamin’i Jehovah i Joasy Noho ny Naman-dratsy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • “Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra”​—2Mp 9:8
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Joiada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Voasazy Ihany Ilay Vehivavy Tia Fahefana sy Ratsy Fanahy

Novonoin’i Atalia ny taranaky ny mpanjaka rehetra, amin’izay izy afaka manjaka ao Joda (2Mp 11:1; it “Atalia” § 2; jereo koa ilay tabilao hoe “‘Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra’​—2Mp 9:8”)

Nafenin’i Joseba i Joasy, ilay tokony ho mpanjaka (2Mp 11:2, 3)

Nataon’i Joiada Mpisoronabe mpanjaka i Joasy ary novonoiny i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy. Izy angamba sisa no olona velona farany tamin’ny ankohonan’i Ahaba (2Mp 11:12-16; it “Atalia” § 3)

SAINTSAINO IZAO: Rehefa jerena io tantara io, dia ahoana no ahitantsika hoe marina ny Ohabolana 11:21 sy ny Mpitoriteny 8:12, 13?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara