FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 6
  • Nahoana ny Kristianina no Tokony Hiezaka Hanatratra Tanjona?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahoana ny Kristianina no Tokony Hiezaka Hanatratra Tanjona?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Tanjona Azon’ny Anabavy Tratrarina?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ahoana no Hanatratraranao ny Tanjonao Ara-panahy?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • “Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 6

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Nahoana ny Kristianina no Tokony Hiezaka Hanatratra Tanjona?

Miezaka mafy hanatratra tanjona ny rahalahy sy anabavy, ohatra hoe ho lasa mpisava lalana, hanompo any amin’ny Betela, na ho lasa mpanao fanorenana Efitrano Fanjakana. Ankoatra an’ireo anefa dia mbola miezaka ny ho lasa mpiandraikitra ny rahalahy. (1Ti 3:1) Midika ve izany hoe ny hanana toerana ambony eo amin’ny fiangonana no mahatonga ny Kristianina hanatratra tanjona?

JEREO ILAY VIDEO HOE NAHOANA ISIKA NO MIEZAKA MANATRATRA TANJONA? (1TI 3:1) VALIO IRETO AVY EO:

Inona no antony telo tokony hanatratrarantsika tanjona, raha jerena ireto andinin-teny ireto?

  • Mt 5:14-16

  • 1Ti 4:15

  • He 5:14–6:1

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara