FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w25 Oktobra p. 32
  • Soso-kevitra Hanampy Anao Hamaky Baiboly Isan’andro

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Soso-kevitra Hanampy Anao Hamaky Baiboly Isan’andro
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Ampiasao Tsara Ireo Zavatra Noraisim-peo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mampiasa Tsara ny Baiboly Noraisim-peo ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Fandraisan-tsoa avy Amin’ny Famakiana Isan’andro ny Baiboly
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
  • Inona no Hataoko mba Hahafinaritra Kokoa ny Famakiako Baiboly?
    Mifohaza!—2001
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
w25 Oktobra p. 32

MBA ANDRAMO IZAO

Soso-kevitra Hanampy Anao Hamaky Baiboly Isan’andro

Be atao be ve ianao ka sarotra aminao indraindray ny mamaky Baiboly isan’andro? (Jos. 1:8) Raha izany, dia andramo ny iray amin’ireto soso-kevitra ireto:

  • Asio zavatra mampahatsiahy anao isan’andro. Asio fanairana ao amin’ny fitaovana elektronika ampiasainao mba hampahatsiahy anao hoe mila mamaky Baiboly ianao.

  • Ataovy amin’ny toerana talaky maso ny Baibolinao. Raha ilay vita pirinty no ampiasainao, dia ataovy amin’ny toerana mora tazana foana ilay izy isan’andro.​—Deot. 11:18.

  • Mihainoa raki-peo. Mihainoa raki-peo rehefa manao ny raharahanao andavanandro ianao. Mpisava lalana ny Ranabavy Tara. Manan-janaka izy ary miasa alina. Izao no nolazainy: “Mihaino famakiana Baiboly noraisim-peo aho rehefa manao ny raharahako andavanandro, dia mba lasa tsy tapatapaka ny famakiako Baiboly.”

  • Aza milavo lefona. Nisy zavatra tsy nampoizina ve ka lasa tsy afaka namaky Baiboly tamin’ny fotoana tokony ho nanaovana an’izany ianao? Miezaha mamaky andininy vitsivitsy, fara fahakeliny, alohan’ny hatory. Aleo mantsy, hono, mihinan-kely toy izay mandry fotsy.​—1 Pet. 2:2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara