FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb14 p. 176-192
  • Tatitra Maneran-tany 2013

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2013
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2015
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Tatitra Maneran-tany 2014
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2015
  • Tatitra Maneran-tany 2012
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2013
  • Tatitra Maneran-tany 2016
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014
yb14 p. 176-192

Tatitra Maneran-tany 2013

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 91

  • Tany Nanao Tatitra: 239

  • Tontalin’ny Fiangonana: 113 823

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 19 241 252

  • Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 13 204

  • Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 7 965 954

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 698 377

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2012: 2,1

  • Tontalin’ny Natao Batisa: 277 344

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 496 089

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 025 677

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 841 180 235

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 9 254 963

Nandritra ny taom-panompoana 2013, dia efa ho 200 tapitrisa dolara no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.

  • Misy 22 719 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

Tabilao, pejy 177

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara