Tatitra Maneran-tany 2016
Sampan’ ny Vavolombelon’ i Jehovah: 89
Tany Nanao Tatitra: 240
Tontalin’ny Fiangonana: 119 485
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 20 085 142
Nihinana Mofo sy Nisotro Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 18 013
Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 8 340 847
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 8 132 358
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2015: 1,8
Tontalin’ny Natao Batisa: 264 535
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 459 393
Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 157 017
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 983 763 754
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 10 115 264
Nandritra ny taom-panompoana 2016, dia 213 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 19 818 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.