FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb16 p. 176-192
  • Tatitra Maneran-tany 2015

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tatitra Maneran-tany 2015
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Tatitra Maneran-tany 2016
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2017
  • Tatitra Maneran-tany 2014
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2015
  • Tatitra Maneran-tany 2013
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014
  • Tatitra Maneran-tany 2012
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2013
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
yb16 p. 176-192

Tatitra Maneran-tany 2015

  • Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 89

  • Tany Nanao Tatitra: 240

  • Tontalin’ny Fiangonana: 118 016

  • Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 19 862 783

  • Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 15 177

  • Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 8 220 105

  • Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 987 279

  • Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2014: 1,5

  • Tontalin’ny Natao Batisa: 260 273

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 443 504

  • Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 135 210

  • Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 933 473 727

  • Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 9 708 968

Nandritra ny taom-panompoana 2015, dia 236 tapitrisa dolara mahery no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy. Misy 26 011 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara