FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb15 p. 2-3
  • Andinin-teny ho An’ny Taona 2015

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andinin-teny ho An’ny Taona 2015
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Misaora An’i Jehovah dia Hotahiny Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • “Aoka ho Feno Fisaorana Hianareo”
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • “Misaora An’i Jehovah”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Matokia An’i Jehovah, Ilay “Andriamanitry ny Fampiononana Rehetra”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2015
yb15 p. 2-3
Sary, pejy 2, 3

Andinin-teny ho An’ny Taona 2015

“Misaora an’i Jehovah fa tsara izy.” Salamo 106:1

Nisaotra an’i Jehovah ny Israelita rehefa avy novonjeny tamin’i Farao sy ny tafiny, teo amin’ny Ranomasina Mena. Manana antony hisaorana an’i Jehovah koa isika. Marina aloha hoe mora kivy isika rehefa mafy ny manjo antsika. Hatanja-tsaina sy hahery indray anefa isika raha misaintsaina ny fitahiana raisintsika.

Inona moa ny sasany amin’ireo fitahiana mamintsika? Manantena isika fa tsy maintsy hafahana amin’ny zava-drehetra mampijaly sy mampahory antsika. Fantatsika koa fa tsy hahafoy antsika mihitsy i Jehovah, ilay Mpiandry be fitiavana, na inona na inona olana atrehintsika. Omeny an’izay rehetra ilaintsika isika, mba ho afaka hanompo azy foana ka tsy hivadika aminy. “Fialofana sy hery ho antsika” foana izy, ary “mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana.” (Sal. 46:1) Raha mifantoka amin’izany foana isika, dia ho vitantsika ny hiaritra fahoriana, na dia ny mangidy indrindra aza. Enga anie isika ka hitadidy an’ireny fitahiana ireny amin’ity taona ity, ka ‘hisaotra an’i Jehovah fa tsara izy, fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.’—Sal. 106:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara