FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb16 p. 25-p. 27 feh. 1
  • Mihamazava Foana ny Hazavana Ara-panahy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mihamazava Foana ny Hazavana Ara-panahy
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Ahoana no Hampahomby An’izay Ataonao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Tadidinao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • “Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
yb16 p. 25-p. 27 feh. 1
Mpiasa eny an-tanimbary

ZAVA-NISONGADINA TAMIN’NY TAON-DASA

Mihamazava Foana ny Hazavana Ara-panahy

AVY amin’i Jehovah ny hazavana ara-panahy. Mivavaka foana àry isika mba hitarika antsika ny ‘fahazavana sy ny fahamarinana’ avy aminy. (Sal. 43:3) Ao anatin’ny haizina ara-panahy izao tontolo izao. Andriamanitra kosa mandefa hazavana eo amin’ny vahoakany foana. Izany no mahatonga ny lalan’izy ireo ho “tahaka ny hazavan’ny maraina izay mihamazava” hatrany. (Ohab. 4:18) Mihatsara foana àry ny fitondran-tenan’ny vahoakany sy ny fomba fiasany, ary mihamazava ny fampianarany. Inona ny sasany tamin’ireo fanazavana nahitsy tato ho ato?

2012

“Ireo fanjakana rehetra ireo”—Dan. 2:44

w12 15/6 p. 17

‘Nizara izay nobaboiny’ i Mordekay sy Estera —Gen. 49:27

w12 1/1 p. 29

Hahatonga faharavana ny “mpanjaka iray masiaka endrika” —Dan. 8:23, 24

w12 15/6 p. 16

Rantsantongotr’ilay sary tao amin’ny nofin’i Nebokadnezara —Dan. 2:41-43

w12 15/6 p. 16

Fotoana ipoiran’ny firenena matanjaka fahafito

w12 15/6 p. 15, 19

2013

“Mpanompo mendri-pitokisana sy malina”—Mat. 24:45-47

w13 15/7 p. 8, 20-25

“Mpanompo ratsy fanahy”—Mat. 24:48-51

w13 15/7 p. 24

Tsy ho tratran’ny Hara-magedona eto an-tany ny voahosotra

w13 15/7 p. 5

“Tonga eto amin’ny tanintsika ny Asyrianina”—Mika 5:5

w13 15/11 p. 20

Hangonina ny olom-boafidy—Mat. 24:31; Mar. 13:27

w13 15/7 p. 5

Fahoriana lehibe

w13 15/7 p. 3-8

Fanoharana momba ny vary sy ny tsimparifary—Mat. 13:24-30

w13 15/7 p. 13-14

Tonga i Jesosy —Mat. toko 24 sy 25

w13 15/7 p. 7-8, 24

Nandinika ny tempoly ara-panahy i Jesosy tamin’ny 1914-1919​—Mal. 3:1-4

w13 15/7 p. 11-12

Dikan’ny anarana hoe Jehovah

sgd p. 5

2014

Fanendrena anti-panahy sy mpanampy amin’ny fanompoana

w14 15/11 p. 28-29

Ny antony nahatonga ny Jiosy tamin’ny taonjato voalohany ‘hiandriandry’ ny Mesia—Lioka 3:15

w14 15/2 p. 26-27; w14 15/6 p. 22

Ny faharetan’ny fanadiovana ny tempoly—Mal. 3:1-4

w14 15/11 p. 30

Fanambadiana aorian’ny fitsanganana amin’ny maty​—Lioka 20:34-36

w14 15/8 p. 29-30

“Fototra mafy nataon’Andriamanitra”​—2 Tim. 2:19

w14 15/7 p. 8-9, 13

Vavolombelona roa—Apok. toko 11

w14 15/11 p. 30

2015

Goga avy any Magoga—Ezek. toko 38 sy 39

w15 15/5 p. 29-30

Saron-doha ho an’ny anabavy mitarika fampianarana Baiboly

w15 15/2 p. 30

Fanoharana momba ny talenta​—Mat. 25:14-30

w15 15/3 p. 20-24

Fanoharana momba ny virjiny folo​—Mat. 25:1-13

w15 15/3 p. 13-16

Tandindona sy izay mifanitsy aminy

w15 15/3 p. 9-11, 17-18; w15 15/6 p. 32

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara