FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jona p. 6
  • “Andriamanitra no Mpanampy Ahy”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Andriamanitra no Mpanampy Ahy”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • “Apetraho Amin’i Jehovah Izay Manavesatra Anao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-19 — Salamo
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Salamo, Bokin’ny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Manampy Ireo Matoky Azy i Jehovah
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jona p. 6

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Andriamanitra no Mpanampy Ahy”

Betsaka ny zava-tsarotra efa nandalovan’i Davida, ary nilaza an’izay tsapany tamin’ireny izy, ao amin’ny Salamo 52-59. Natoky an’i Jehovah foana anefa izy, tamin’ireny fotoana ireny. (Sl 54:4; 55:22) Nidera an’i Jehovah koa izy, noho Izy nanome ny teniny. (Sl 56:10) Tokony hisaintsaina isika hoe: ‘Izaho koa ve mino sy matoky an’i Jehovah hoatr’izany? Mitady torohevitra ao amin’ny Teniny ve aho rehefa misy olana?’ (Oh 2:6) Inona ny andinin-teny nanampy anao tamin’ianao...

  • kivy be?

  • narary?

  • tafintohina tamin’ny zavatra nataon’ny hafa?

  • nisy nanohitra, na fianakaviana izany na olona nitoriana, na hafa?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara