FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Jona p. 8
  • Ho Vitanao ny Hitory sy Hampianatra!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ho Vitanao ny Hitory sy Hampianatra!
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Mety Hahitam-bokatra ny Fitoriana An-telefaonina
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Inona no Hanampy Anao Raha Niova ny Fanendrena Anao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2019
  • Ampiofanin’i Jehovah Isika mba Hahay Hitory
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • “Mahereza ... ka Ataovy Ilay Asa”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Jona p. 8

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ho Vitanao ny Hitory sy Hampianatra!

Nieritreritra i Mosesy tamin’ny voalohany hoe tsy ho vitany ilay zavatra nasain’i Jehovah nataony. (Ek 4:10, 13) Efa nahatsapa hoatr’izany koa ve ianao? Mianatra Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah ve ianao, ary mieritreritra hoe tsy ho vitanao mihitsy izany hitory isan-trano izany? Sa ianao mpianatra, ary tsy sahy mitory any am-pianarana? Sa ianao mpitory, ary matahotra ny hitory an-telefaonina na hitory eny amin’ny toerana be olona? Mivavaha amin’i Jehovah, raha izany, ary iangavio izy mba hanampy anao hanana herim-po. (1Pe 4:11) Matokia fa afaka manampy anao izy, mba hahavitanao an’izay asa anendreny anao.​—Ek 4:11, 12.

JEREO ILAY VIDEO HOE MIEZAHA HO BE HERIM-PO: RY MPITORY, ARY VALIO IRETO:

  • Inona ny olana natrehin’ny Anabavy Aoyama?

  • Inona no nanampy azy hanana herim-po?—Je 20:7-9

  • Inona ny soa noraisiny rehefa niezaka nampitombo ny fanompoany izy?

  • Afaka manampy anao handresy an’ireo olana eny amin’ny fanompoana i Jehovah. Inona avy izany?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara