FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w12 1/2 p. 16-17
  • Andao Hianatra Baiboly!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andao Hianatra Baiboly!
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Mitovitovy Aminy
  • Lesona 1
    Andao Hianatra Baiboly!
  • Ny Elatry ny Lolo
    Mifohaza!—2014
  • Ny Elatry ny Lolo
    Mifohaza!—2012
  • Ny Fahaizan’ny Lolofotsy Manangona Angovo
    Nisy Namorona Ve?
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
w12 1/2 p. 16-17

Andao Hianatra Baiboly!

HO AN’NY ZAZA 3 TAONA NO HO MIDINA

Iza no nanamboatra ny tanintsika?

Iza no nanamboatra ny trondro?

Iza no nanamboatra antsika?

Tianao ve ny lokon’ilay lolo? Iza no nanamboatra ny lolo rehetra?

Jehovah Andriamanitra no nanao ny zavatra rehetra Apokalypsy 4:11

HO AN’NY RAY AMAN-DRENY

Anontanio izy hoe:

Iza no anaran’Andriamanitra?

Aiza izy no mipetraka?

Inona avy no namboariny?

Asaivo tondroiny ireto:

Kintana Rahona Masoandro

Sambo Tany Trano

Trondro Lolo

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara