- 
	                        
            
            Deoteronomia 25:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 “Raha misy mpirahalahy miara-monina ary maty ny anankiray nefa mbola tsy nitera-dahy, dia tsy tokony hanambady olon-kafa ivelan’ny fianakaviana ilay vady navelan’ny maty. Tokony hankany amin’ilay vehivavy ny rahalahin’ny vadiny ary hampakatra azy ho vady, izany hoe hitondra loloha azy.+ 6 Dia hitondra ny anaran’ilay rahalahiny efa maty ny zaza voalohany haterak’ilay vehivavy,+ amin’izay mba tsy ho foana eo amin’ny Israely ny anaran’ilay rahalahiny.+ 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Matio 22:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        24 “Mpampianatra ô, nilaza i Mosesy hoe: ‘Raha maty tsy niteraka ny lehilahy iray, dia tsy maintsy manambady an’ilay vady navelany ny rahalahiny ka hanome taranaka ho an’ilay rahalahiny efa maty.’+ 
 
-