21 Raha misy olona mikasika zavatra maloto, na fahalotoan’olona izany+ na biby maloto+ na zava-maharikoriko sady maloto,+ nefa mihinana amin’ny henan’ny sorona iombonana ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho anisan’ny fireneny.’”
2 Any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah hametrahana ny anarany+ ianao no tokony hamono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia biby avy amin’ny ondry aman’osy sy omby.+