Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Josoa 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra an’ireo,+ fa havelako ho resin’ny Israely izy rehetra ka hovonoiny ho faty rahampitso tokotokony ho hoatr’izao. Hotapahinao ny hoza-tongotry ny soavaliny,+ ary hodoranao ny kalesiny.”
24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
6 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra an’ireo,+ fa havelako ho resin’ny Israely izy rehetra ka hovonoiny ho faty rahampitso tokotokony ho hoatr’izao. Hotapahinao ny hoza-tongotry ny soavaliny,+ ary hodoranao ny kalesiny.”