-
Josoa 11:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Azon’i Josoa daholo ilay tany manontolo, dia ny faritra be tendrombohitra, Negeba manontolo,+ Gosena manontolo, Sefela,+ Araba,+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely sy izay teo am-pototry ny havoanany,* 17 hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka izay miakatra mankany Seira, ka hatrany Bala-gada+ eo amin’ny Lohasahan’i Libàna, eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona.+ Ary nosamboriny ny mpanjakany rehetra. Resiny izy ireo, ka novonoiny ho faty.
-