-
1 Tantara 6:77Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
77 Ny sisa tamin’ny Merarita dia nomena an’i Rimono sy ny kijanany, ary Tabara sy ny kijanany. Avy tamin’ny fokon’i Zebolona ireo.+
-
-
1 Tantara 6:80Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
80 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Gada dia i Ramota any Gileada sy ny kijanany, Mahanaima+ sy ny kijanany,
-